Ireo nanahirana

Nohezahiko nalaina sary ireo tena tsy nampatory fa mieritreritra ny olana ary niezaka ny hamaha ny olana irery araka izay vita no sady hanalana azy e!

reglage allumage sy carbu
reglage allumage sy carbu : Nalamina tsara ny repère

reglage allumage sy carbu
reglage allumage sy carbu

reglage allumage sy carbu
reglage allumage sy carbu : Zao ny carbu an'lery

reglage allumage sy carbu
reglage allumage sy carbu : ötrany nitambokombokona zany lery dia naleo no verifier-na ny mahatonga an'azy, ny ecartement vis platine aloh no nojerena